top of page

TOKO X : RAFI-PITANTANANA

 

Ny Ray aman-dReny mpanorina aloha no mitantana

  • Rehefa feno 20 ny mahavita voady dia manao fifidianana. Nefa mbola azo fidiana izy ireo.Mandritra ny enina (6) taona ny faharetan’ny fitondrana, raha mbola voafidy izy ireo dia mbola afaka mijanona. Afaka mifidy mpanolo-tsaina roa (2) hanampy ny Ray aman-dReny mpitantana ary roa (2). Ny mpikambana no mifidy azy, koa efatra (4) no isany.

Ny mpanolo-tsaina

1.Azo fidina in-droa mifanaraka izy ireo. Izany hoe enina (6) taona indroa. Ao amin’ny ankohonana iray.Ny mpikambana ao no mifidy ny lehibeny sy ny mpitam-bolany, ka eken’ny Ray aman-dReny mpitantana ao amin’ny foibe.Rehefa tsy eo intsony ny mpanorina dia izay mpikambanaizao eo no mifidy izay hisolo azy. Ny isa ambany indrindra dia tokan-trano izay (1) miampy roa (2) hafa manolo-tena.tokan-trano roa izany hoe olona efatra dia afaka mahaforona ankohonana na mpitovo nanolo-tena telo (3)Ny isa ambony indrindra dia tsy misy fetra araka ny toerana ipetrahana

bottom of page